Overview

Rating:
5.00 +2
(3)
Version:
1.0.18
Last updated: 2026-07-17
Ranking
#660,890 361,556
Overall

Features & Capabilities

Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely

Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy.

BAIBOLY FENO

  • Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
  • Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
  • Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
  • Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
  • Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao

FIHIRANA ISAN-KARAZANY

  • Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
  • Fihirana Fanampiny sy Salamo
  • Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
  • Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français)

LITORJIA & FANEKEM-PINOANA

  • Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
  • Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
  • Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)

FITAOVANA HAFA

  • Diksionera Baiboly Malagasy
  • Vavaka samihafa

Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra

User Growth & Download Statistics

App
By:
Ramahefanimanana Manda
Rating:
5.00
(3)
2 new ratings
Version:
1.0.18 Last updated: 2026-07-17
Version code:
888468021
Creation date:
2026-05-26
Compatible devices:
Size:
65.39MB
URLs:
Website ,Privacy policy
Full description:
See detailed description
Source:
Apple Apps Store
Data ingested on:
2026-07-26
Compare stats and ranking:

Contact the developer

Chrome-Stats does not own this Apple app. Please use these information below to contact the Apple app developer.
Developed by:
Ramahefanimanana Manda
Apple Apps Store
https://apps.apple.com/us/app/baiboly-fihirana/id6772018591
Website:
https://manda-ramahefanimanana.com/

Best Baiboly Fihirana Alternatives

Here are some Apple apps that are similar to Baiboly Fihirana: