Features & Capabilities

Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.

Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.

Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "application."

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Betsileo ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.

User Growth & Download Statistics

App
By:
Wycliff e.V.
Version:
1.0.1 Last updated: 2024-11-13
Version code:
870367774
Creation date:
2024-11-07
Compatible devices:
Size:
113.50MB
URLs:
Privacy policy
Full description:
See detailed description
Source:
Apple Apps Store
Data ingested on:
2026-06-08
Compare stats and ranking:

Contact the developer

Chrome-Stats does not own this Apple app. Please use these information below to contact the Apple app developer.
Developed by:
Wycliff e.V.
Apple Apps Store
https://apps.apple.com/mg/app/baiboly-betsileo/id6737806669

Best Baiboly Betsileo Alternatives

Here are some Apple apps that are similar to Baiboly Betsileo: