Features & Capabilities

Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany. Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona.

Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.

Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Mizara ny mana isan'andro ho anao.

Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny maimaimpoana "application."

User Growth & Download Statistics

App
By:
Wycliff e.V.
Version:
1.0 Last updated: 2025-12-18
Version code:
880352121
Creation date:
2025-12-18
Compatible devices:
Size:
102.93MB
URLs:
Privacy policy
Full description:
See detailed description
Source:
Apple Apps Store
Data ingested on:
2026-06-08
Compare stats and ranking:

Contact the developer

Chrome-Stats does not own this Apple app. Please use these information below to contact the Apple app developer.
Developed by:
Wycliff e.V.
Apple Apps Store
https://apps.apple.com/mg/app/baiboly-zafisoro/id6756127319

Best Baiboly Zafisoro Alternatives

Here are some Apple apps that are similar to Baiboly Zafisoro: